|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anankiray |
| Fototeny | 2 iray |
| Sokajin-teny | 3 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Iray (fitenin' ny ankizy ary enti-milaza isan-javatra fa tsy entina manisa); ny anankiray sy anankiroa ary anankitelo ihany no tena fandre matetika
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 [iray, one.] One, a certain one.
[1.2] 6 one, a certain one; 7 (also anankiròa, two, anankitèlo, three) [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 un, un certain;
9 (on dit aussi anankiròa, deux; 10 anankitèlo, trois) [1.8] |
| Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17 |
|