|
|
|
|

Teny iditra1  anapoahana
Fototeny  2 poaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#488]
Ohatra  4  Raha misokatra ny fasana ilevenan-dRainiharo, dia asainy anapoahana tafondro : 16 vava mandra-maty nibola tsy avelany ho hadinoina hiany, ary ny mponina nandefa basy. [2.59#23]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12