Entry (1/3) | 1 anaty |
Part of speech | 2 adjective |
Root | 3 aty |
Derivatives |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Hendry anaty toa samoina |
Explanations in French |
11 [1.8] interne 12 [1.13] intrinsèque, intérieur 13 [1.3] interne: Aretina anaty (Maladie interne) 14 [1.5] interne: Akanjo anaty (Sous-vêtement) |
Entry (2/3) | 15 anaty |
Part of speech | 16 preposition [Full list] |
Root | 17 atỳ |
Morphology |
|
All compound words |
|
Explanations in Malagasy |
26 [1.1] Enti-milaza toerana mifanohitra amin' ny hoe ivelany, tsy mivoaka: Ao anatin' ny tratra no misy ny fo |
Explanations in English |
27 [1.7] inside |
Explanations in French |
28 [1.3] dans, au dedans, parmi, inclus: Ao anaty vata (anatin' ny vata) ny satroka (Le chapeau est dans la malle) ~ Hankany aminareo aho anatin' ny herinandro (J'irai vers vous dans la semaine) 29 [1.5] dans, au-dedans, parmi |
Vocabulary |
30 Space |
Entry (3/3) | 31 anaty |
Part of speech | 32 adverb [Full list] |
All compound words | 33 12 words containing anaty |
Explanations in English |
34 [1.7] inside |
Explanations in French |
35 [1.3] intérieurement: Mihomehy anaty (Rire, se moquer intérieurement) 36 [1.8] intérieurement 37 [1.5] intérieurement: Mihomehy anaty (Rire intérieurement) |
Anagrams | 38 aitan, anaty, atain, atani, atany, itana, naita, natai, taina, tania, tiana |
Updated on 2025/08/10 |
![]() |