|
|
|
|

Teny iditra1  anavaho
Fototeny  2 avaka
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony anavahana [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#67]
Ohatra  4  Ny antsasany an' ny zanak' Israely kosa, anavaho iray isan-dimampolo, na olona na omby na boriky na ondry sy ny biby fiompy rehetra, ka omeo ny Levita, izay miambina ny Fonenan' ny Tompo. [2.996#04.031.030]

Fivaditsoratra  anavaho, 5 havoana, 6 ovahana, 7 voahana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12