|
|
|
|

Teny iditra1  andao
Fototeny  2 leha
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 Fihasimban' ny hoe andeha: Raha arahina matoanteny izy, dia entina mitaona: Andao hitsangantsangana. Raha mandeha irery, dia mitovy hevitra amin' ny hoe roso na lasa!
5 Teny ampiasaina mba hitaomana ny olona hiara-mandeha amin' ny tena: Andao hifanala hazakazaka isika, hoy ny sokatra tamin' ny bitrodia [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 [An irregular Imperative from mandeha, to go.] Let us go, let us be off. See leha. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 partons, allons [1.3]
Tsipelina hafa  8 ndao
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  10 adano, 11 adona, Adona, andao, 12 doana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26