|
|
|
|

Teny iditra1  andatsahana
Fototeny  2 latsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#390]
Ohatra  4  Fa izany no andatsahana anareo ho sokolo. [2.298#]
5  Ny Fandroana no fanisan-taonan' ny ntaolo, fa isam-pandroana dia didiana iray ny andry, na andatsahana vato kely iray amin' ny voatavo kely : iny no isan-taona. [1.437#]
6  Rehefa voalaza ao amy ny fanekena fa ny tompon-trano hiany no hamboatra ny simba, ka tsy manao izy, dia mahazo manamboatra izay simba ny mpanofa, ka andatsahana amy ny karaman-trano izay lany nanamboarana azy. [1.123#]
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12