|
|
|
|

Teny iditra1  andefimandry
Singan-teny  2 andefitra, 3 mandry
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Ny vady marina aradalàna, mifanohitra amin' ny vazo na sakaiza [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 A bed-fellow; a wife; the one lying on the inner side of the bed or mat. [1.2]
7 a wife [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 épouse, conjoint [1.8]
Ohatra  9  Na zanaka nateraka aza, hoy ny fihorakoraky ny ambanilanitra, na vady andefimandry aza: raha mitady hana-ratsy ity tany ity, tsy ianao no mamono azy fa ny lalàna, ka laninay ambaniandro! [2.298#]
Voambolana  10  Fifandraisana: fianakaviana
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02