|
|
|
|

Entry1  andevo
Part of speech  2  noun
Morphology 
3  Simple :
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Passive verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :
All compound words  9  14 words containing andevo
Explanations in Malagasy  10  [1.1] Ny ambany indrindra ara-pirazanana amin' ny foko iray taloha izay nanompo ny hafa, izany hoe tsy nanana ny zon' ny olona afaka fa teo ambany fifehezan' ny tompony lalandava: Ny fivavahana kristianina no anisan' ny nanafoana ny andevo teto ambonin' ny tany
Mpanompo: Izaho angaha andevonao no anananao fahefana?
11  [1.13] olona very zo tamin'ny fanjakan'andriana
Explanations in English  12  [1.2, 1.7] a slave
Explanations in French  13  [1.3] esclave ou traité comme tel
14  [1.11] quatrième et dernière classe de la société en Imerina et au Betsileo. Les Andevo constituaient bien moins une caste qu'une catégorie de gens de peine au service de tout homme libre, Andriana ou Hova. Ils étaient de trois sortes en Imerina: les Zazahova (Andriana ou Hova ayant perdu leur liberté par suite de crimes ou de dettes), les prisonniers faits à la guerre, et les esclaves étrangers, Makoa ou Masombika. -- Aux Andevo étaient réservées toutes les corvées de la maison ou des champs ou du portage ...
15  [1.8, 1.13] esclave
Examples  16  [1.38] Ny andevo dia nihahohaho eran' ny tanàna.
17  [2.996] Koa amin'izany, ry rahalahy, tsy zanak'andevo isika, fa zanak'olona afaka.
Vocabulary  18  Sociology
Proverbs  19  Proverbs containing the word andevo
Quotes  20  Texts mentioning andevo

Updated on 2025/08/10