Entry (1/2) | 1 andia |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] enti-milaza ny zavatra hitsahina [Betsimisaraka]
|
Entry (2/2) | 4 andia |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.13] fiavahan-javatra na olona na biby maromaro |
Explanations in French |
7 [1.13] groupe |
Examples |
8 [2.472#] Nanao andia telo ireny, samy nanana ny biby hazainy avy: tsipoy, kibobo, sahona.
|
All compound words |
|
Anagrams | 14 adany, 15 adiña, Adina, adina, 16 anday, 17 andia, 18 daina, 19 diana, DIANA |
Updated on 2025/09/13 |
![]() |