|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 andiany |
| Singan-teny | 2 dia |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Olona na biby maromaro miara-dia, na manao dia be na miara-manidina raha vorona: Andiam-borona
[1.1] 5 pôtro [1.13] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a company, a flock, a herd. See dia.
[1.2] 7 a flock, a herd, a crowd [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 troupeau, troupe, compagnie
[1.8] 9 section, groupe [1.13] |
| Mpanahaka | 10 antokony, 11 iraytarika, 12 mpiraydia |
| Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 14 adinina, andiany, 15 an-idina, anidina, 16 idinana, 17 indiana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|