|
|
|
|

Entry1  andimy
Part of speech  2  noun
Elementary words  3  ana, dimy
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Anaran' ny fanorona misy sorany dimy ny sakany sy ny lavany
Examples  5  [1.437] an-dimy sy an-tsivy ny sora-panorona
Analogs  6  fanorona

Anagrams  7  adinim, amidin, andimy, anidim, dimain, dimany, dimina, idinam, madiñy, manidy, mañidy, midani, midìna, midina, minday, naidim, namidy, nidima

Updated on 2025/08/10