|
|
|
|

Teny iditra1  Andohalo
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  3  Dia niantso kabary tao andohalo izy. [2.298]
4  ary dia nankao andohalo indray, dia nandihy tao indray: [2.59]
5  Fa hila hivadika ny tatsy Andohalo sy ny tatsy Antsahatsiroa! [2.298]
Kamban-teny rehetra  6 Ambodinandohalo
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09