|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  andraka
Sokajin-teny  2  mpampiankin-teny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Mitovy amin' ny mandraka: Andraka androany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [Provincial] as far as, until, till, even, up to, See ambaraka, mandraka [1.2#42]
Fanazavàna teny frantsay  5 jusqu' à, jusque [1.3]
Sampanteny 
Tambinteny :
Tovy hevitra  7 mandraka
Fikambanana  8  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io

Teny iditra (2/2) 9  andraka
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny frantsay  11 [Tankarana] retomber sur un autre, se perpétuer. [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04