|
|
|
|

Teny iditra1  andrarezina
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo zokiny indrindra ao an' ala [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 name of a shrub or small tree. Trema grisea, Baker. The Sponia affinis, Planch, allied to this, is known in Mauritius as Andaraise. Same as tsilaibaratra [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 arbuste. Celtis madagascariensis [1.3]
6 (complication orthographique inutile andrareza) Trema orientalis (L.) Blume et Trema humbertii J.-F. Leroy (Cannabaceae). La poudre des feuilles sèches est vendue sur les marchés, on s'en frotte les gencives pour réduire les algies dentaires. La décoction des écorces est administrée contre les diarrhées profuses, les vomissements. [Merina, Betsileo, Bezanozano] [1.196]
Ohatra  7  Ny hazo tsikihy ihany no karakaty
hazo malefaka koa ny andrarezina
[2.131]
8  ary tsakoina madinika ny ravin' andrarezina dia sitrana izy. [2.48]
Voambolana  9  Haizavamaniry: hazo
Tovy hevitra  10 tsilaibaratra
Kamban-teny rehetra  11 lavo ny andrarezina
Anarana ara-tsiansa 
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09