|
|
|
|

Teny iditra1 andrasana
Fototeny  2andry
Sokajin-teny  3 matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Tsy ilaozana: Andraso eto aho ambara-piveriko na amin' ny firy na amin' ny firy
Antenaina: Ianao no nandrasanay fa tsy Rangahy io
Ambenana: Aza matahotra fa efa andrasan' ny polisy ny venta lalana rehetra mety ho nitsoahan' ilay olondratsy
Tandremana tsy handositra na hanimba zavatr' olona: Omby iray monja no andrasan' Ibalita ka tsy hainy sakanana tsy hanimba volin' olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5 to be watched, to be waited for [1.2, 1.7]
6 to be tended; to be expected. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  7 qu'on attend, qu'on garde, qu'on surveille [1.8]
Ohatra  8 andrasana kely hahazo aina dia averina indray. [2.472#]
9 andrasana handefa tsiry kosa ny fakany vao azo afindra. [2.117#]
Haiendriteny 
10 Ny ankehitriny :
11 Ny lasa :
12 Ny hoavy :
13 Filaza mandidy :
Tsipelina hafa  14andrazana
Ohabolana  15 Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  16 andranasa, 17 andrasana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02