|
|
|
|

Teny iditra1  Andriananahary
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (olona) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny ilazana an' Andriamanitra, izay noheverin' ny Ntaolo Malagasy ho nampisy izao rehetra izao. Matetika ny hoe Andriananahary dia nampiarahina amin' ny hoe andriamanitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 [nahary, past tense of mahary, to create.] God, the Creator of the universe. This word is the most universally used in speaking of God, and is used by all the tribes throughout the island. It is often combined with andriamanitra. See zanahary. [1.2]
5 the Creator, God [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 Le Créateur, Dieu [1.8]
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  Andriananahary, 8 Iharanandriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02