|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  andringitra
Singan-teny  2 ringitra
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  4 [anDRINgitra aVAratra+Andringitra avaratra] tendrombohitra tomandavana, ery avaratr' Antananarivo sady tazana avy eto; atsimon atsinanan' i Fihaonana; tsy lavitra an' i Lohavohitra (1716 m). Amin' ny tantara malagasy dia telo ny tendrombohitra malaza eto Imerina sy ny manodidina, dia Andringitra, Ambohimanoa, ary Ankaratra. ... [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  5 montagne au nord-ouest de Tananarive, qu' on dit hantée par les esprits des Vazimba, les premiers habitants du pays [2.165]
Voambolana  6  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 8  andringitra
Singan-teny  9 ringitra
Sokajin-teny  10  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11 [anDRINgitra aTSImo+Andringitra atsimo] tendrombohitra tomandavana ao atsimo atsinanan' i Betsileo atsimo ary hoatra ny mandabe mampisaraka azy amin' ny Tanala izay ao atsinanany. Ny anarany hoe Andringitra dia mampiseho fa be toerana tsy voasarona ala izy. ... [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  12 (du sud), massif au sud de Fianarantsoa, le second de l'Île après le Tsaratanana par l'altitude des sommets et l'étendue des terres au dessus 2.000 mètres. L'accès en est difficile; il est décrit par une courbe régulière depuis Ambondrombe jusqu'aux environs d'Ivohibe, s'élargit dans son milieu et présente, sur les deux côtés, de puissants contreforts.
13 Le point culminant est le Boby (2 660 m.), le second sommet de l'Île.
14 2 660 m. Boby
15 2 630 m. Soaindra
16 2 587 m. Andohantsifotra
17 2 566 m. Ivangomena
18 1 996 m. Ivohibe
19 1 517 m. Rainipenaka
20 1 472 m. Vohibory [1.11]
Voambolana  21  Haitoetany: temdrombohitra, saha
Sary 
22  23  24 
25  26  27 
28  29  30 
31 

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22