|
|
|
|

Teny iditra1  androatokony
Singan-teny  2 roa, 3 toko
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny anglisy  5 two thirds [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6 les deux tiers [1.8]
Ohatra  7  Fa "mpitari-bato tsy mihoraka, very ny androatokon'|androatokom aina" ary "mpifankatia tsy miresaka, very ny androatokon'|androatokom-pihavanana". [2.296]
Haiendriteny 
8  Tsotra :
Voambolana  9  Matematika: rafitrisa
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02