|
|
|
|

Teny iditra1 anefa
Sokajin-teny  2 mpampitohy [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Teny mpampitohy, enti-milaza fifanoheran-kevitra, mitovy amin' ny kanefa sy nefa, saingy ny anefa tsy atao manomboka fehezan-kevitra fa atao eo aorian' ny teny iray na roa: Namely ny anao lahy; tsy nahavoa anefa ka hany hery nitsoaka [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 but (same as kanefa but used in slightly different ways) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5 mais (même que kanefa mais s'emploie de façon un peu différente) [1.8]
Tovy hevitra  6kandrefa, kanefa, nefa

Nohavaozina tamin' ny 2025/10/31