|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anehoana |
| Fototeny | 2 seho |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3#595] |
| Ohatra |
4 Ny lalàna no anehoana ny sitrapon' ny vahoaka.
[2.114#]
5 Ny teny no amoahana ny hevitra ao an-dohan'ny tena, anehoana izany amin'ny hafa. [2.606#] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|