|
|
|
|

Teny iditra1  añevo
Fototeny  2 evo
Sokajin-teny  3  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  4 ampovoany [Taisaka] [1.78]
5 ampovoany: Añevo tsy vondrake dia koa andry ambo (ampovoany nefa tsy matavy toa andry) [Tanala] [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  6 au milieu de, entre [Taisaka] [1.82]

Fivaditsoratra  añevo, 7 Anove, 8 aveno, 9 evona, 10 voeña, voena

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27