Entry (1/2) | 1 angata |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fahalovan' ny nify, izay mazàna hita amin' ny ankizy: Nify lanin' ny angata [1.1] |
Vocabulary | 4 Health |
Entry (2/2) | 5 angata |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 Karazan' akorandriaka boribory lavalava ohatra ny atody [Sakalava]
[1.1] |
Other spellings | 8 angaty |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |