|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 angeso |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fombafomba tsy tsotra, tsy araka ny fo fa amboamboarina, ka aseho amin' ny fihetsika na fiteny.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 ornement du style, affectation, recherche: Be angeso loatra ny laha-teniny (Son style est trop recherché)
[1.3] |
| Sampanteny |
|
| Tovy hevitra | 11 angesongeso |
| Fikambanana | 12 Fitenena, anaran-tany, sns miisa 2 misy io teny io |
| Fivaditsoratra | angeso, 13 Gosena |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/04 |
|