|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/4) | 1 angira |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 tehina
[Betsimisaraka, Tambahoaka, Taisaka, Taimoro, Tanosy]
[1.78] 4 kibay [Taimoro] [1.78] 5 lefona fohy lela [Bara] [1.78] 6 sangira, kobay [Betsimisaraka] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 a stick. Same as tehina
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 bâton (long)
[Taisaka]
[1.82] |
| Teny iditra (2/4) | 9 angira |
| Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Lavitra dia lavitra, any an-dakira
[1.1] |
| Teny iditra (3/4) | 12 angira |
| Sokajin-teny | 13 Tsy lazaina |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 a term of reproach
[1.2] |
| Teny iditra (4/4) | 15 angira |
| Sokajin-teny | 16 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
17 Anaran-kazon' ala
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
18 name of a wood
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
19 Nom d'un arbre réputé pour la dureté de son bois. On en faisait des épieux avant l'utilisation des outils de fer. Peut-être légendaire ? Ce nom revient souvent dans les contes, mais je n'ai pu me faire montrer un exemplaire de l'arbre.
[Betsimisaraka]
[1.196] |
| Voambolana | 20 Haizavamaniry: hazo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|