|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anglisy |
| Sokajin-teny | 2 anarana na mpamaritra |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Englanda na Angletera: Monge-mahalatsaka izay ny Anglisy
4 Momba an' i Angletera na an' i Angletera na avy any Angletera: Anisan' ny teny sarotra tononina ny teny anglisy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 same as englisy
[1.7#9] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 même que englisy : anglais
[1.8#9] |
| Voambolana | 7 Haitoetany: firenena, foko |
| Tsipelina hafa | 8 angilisy, angley, englisy |
| Mpanahaka | 9 angletera, 10 angletera, 11 englanda, 12 englanda |
| Fikambanana | 13 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny how anglisy |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/25 |
|