Entry | 1 angoatenda |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Feo avo avy any an-tenda ataon' ny ankizilahy eny an-tsaha -- indrindra ny mpiandry omby -- rehefa mifampihaiky ady izy; toy izao no fanaony azy: sady dondoniny ny traotraokany no miantso mafy izy ary dia manahaka ny fanenon' ilay sahona kely atao hoe angoaka ny feo ataony amin' izany |
Explanations in English |
4 [1.2] a song, and mode of singing by children in play, imitating the cry of the frog |
Explanations in French |
5 [2.415] voix de grenouille: sons que faisaient entendre les enfants avec leur gosier sans articuler |
Examples |
6 [2.4#] Ilay angoatenda, lasa zary sioka-masinina mihiaka izany. 7 [2.472#] Tsy azoko loatra ny tonon-kira, fa ny feony dia tsy misy ifandraisany mihitsy amin' ny feon-kira fandre : angoatenda somary farina, migoboka daholo, manonjanonja, indraindray mafy, indraindray malemy, sahala amin' ny feo mirehaka no ampihiraina. |
Vocabulary |
8 Music: (in general) 9 Game |
Elementary words | 10 angoaka, tenda |
Updated on 2024/12/07 |
![]() |