Entry | 1 angotingoty |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 angoty |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Hantahanta atao amin' ny olona mba hitiavany ny tena, fihetsika entina manambitamby, haitraitram-pitia aseho amin' ny fihetsika sy fiteny miaingitra: Mahakamo indray ny mijery an' irỳ zazavavy be angotingoty angola, angentsana, hantahanta |
Examples |
7 [2.1046#] Bodo zatra tambitamby, sy tamana angotingoty, vao maraina dia somamby izany andron'ny kamboty! |
Synonyms | 8 angoty |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |