|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 angovy |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Fanaovana na fampanaovana zavatra mafy sy an-tery, izany hoe amin-kery fotsiny izao: Manao angovy
4 anditra, angidana, ambozizy [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 taking by force.
[1.2] |
| Kamban-teny rehetra | 6 manao angovy |
| Teny iditra (2/2) | 7 angôvy |
| Sokajin-teny | 8 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
9 énergie
[1.13] |
| Voambolana | 10 Fizìka |
| Tsipelina hafa | 11 angôvo |
| Fivaditsoratra | angôvy, angovy, 12 vaingo, 13 vangio, 14 vangoy, 15 voangy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/26 |
|