|
|
|
|

Teny iditra1  anidiana
Fototeny  2 hidy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#244]
Ohatra  4  Ny lehilahy mitehin-dongoza, ny zaza aman-behivavy mandeha irery, ny omby mandry an-tsaha, ny moka no anidiana ny varavarana, tsy misy ala mireotra, tsy misy voro-maneno [2.285#]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12