|
|
|
|

Teny iditra1  Anjafy
Sokajin-teny  2  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 Fizaran-tany iray amin' ny Vakinisahasarotra, ao atsinanan' Anativolo, izay heverin' ny maro ho nahazoana ilay fitenenana hoe: Midona ny orana eny Ankaratra; vaky tsipelana ny eny Anjafy [1.1]

Fivaditsoratra  4 afinja, Anjafy, 5 fianja, 6 ifanja

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12