|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 anjaka |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 fehinkibo fanaon'ny lehilahy rehefa ho any an-tsaha
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Fonjan-javatra lavalava: Anja-barahina 5 Anarana enti-milaza hoditra lavalava atao fehin-kibo na lamboridy na solon-kofehy manodidina ny mima makadiry: Anja-koditra [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 a bar or block of any metal; solid rings; a thong or strap of leather.
[1.2#52] |
| Sampanteny |
|
| Lahatsoratra | 14 Randzavola: anjaka ao amin' ny Baiboly |
| Fivaditsoratra | 15 akanja, anjaka, 16 Jakàna, jakana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|