| Entry (1/2) | 1 an-jamba |
| Part of speech | 2 locution |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy am-pieritreretana: Tsy tsara ny manao anjamba fa izany no nantsoin' ny Ntaolo hoe mitsambiki-mikimpy |
| Entry (2/2) | 4 anjamba |
| Part of speech | 5 adjective |
| Explanations in English |
6 [1.2] at random. See jamba. |
| Examples |
7 [2.296#] Nefa, ry Malagasy havako, hanaraka azy anjamba hanao dian' ondry ve isika ka hivarina amin' izay ivarinany koa? |
| Anagrams | 8 ajamban, Ambanja, anjamba, an-jamba, najamba |
| Updated on 2025/08/10 |
|