|
|
|
|

Teny iditra1  anjamby
Singan-teny  2 anja, 3 vy
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny frantsay  5 (anjam-by) barre de fer [1.13]
6 barre de fer. (bolongam-by). [Tankarana] [1.19]
Ohatra  7  Ary miraikitra amin' ny velona ihany ny anjamby nahafahan' ny maty, ka tsy afa-mitsangana izahay sisa velona [2.649#]
Tovy hevitra  8 anjaby, bolongam-by, tso-by

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12