Entry | 1 anjelisy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] (Fivavahana Katolika) Fivavahana fiarahabana an' i Masina Maria intelo isan' andro -- maraina, mitataovovonana, hariva -- amin' ny feon' ny lakolosy mitsitaitaika intelo |
Vocabulary |
4 Religion and Liturgy |
Updated on 2025/06/19 |
![]() |