|
|
|
|

Teny iditra1  anjerimanontolo
Singan-teny  2 jery, 3 manontolo
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Teny vao noforonina ilazana koa ny Oniversite [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 university [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  7 université [1.66]
Ohatra  8  Sisa holazaina ny faralahin' ny fampianarana eto amin' ny firenena, dia ny anjerimanontolo. [4.27]
9  Ny antsika kosa, mbola tsy hita akory izay ahoana amin'akory, dia ny anjerimanontolo aloha no nodradraina ho "Ambohitsaina. [2.503]
Voambolana  10  Fianarana
Tovy hevitra  11 oniversite

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12