|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 anjoanjo |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 Zavatra tsy maintsy natao ao amin' ny fanekena; fepetra fehivava
[1.1] |
| Kamban-teny rehetra | 4 anjoanjon-teny |
| Teny iditra (2/3) | 5 anjoanjo |
| Sokajin-teny | 6 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
7 Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, kitoatoa: Tena manao anjoanjo koa izay olona nametraka itỳ tavoahangy feno rano itỳ teto ampovoan-trano
8 Fanaovan-javatra tsy am-pikendrena tsara fa tokotokony sy sendrasendra fotsiny: Anjoanjo fotsiny no nahitako ny tranonareo [1.1] |
| Teny iditra (3/3) | 9 anjoanjo |
| Sokajin-teny | 10 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
11 Enti-milaza zavatra ataotao foana na ankinina amin' ny kisendrasendra fa tsy noheverina na tsy fantatra akory: Tetika anjoanjo fotsiny ny azy
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
12 haphazardly, at random
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
13 comme kitoatoa
[1.3#49] 14 au hasard, à l'aventure [1.8] |
| Fivaditsoratra | 15 ajonjona, anjoanjo |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|