Entry (Teny iditra) Anjoaty
Part of speech (Sokajin-teny)   proper name (history) (anaran-tsamirery (tantara))
Malagasy definition (Famaritana malagasy)   Karazan'olona masim-bava tany amin'ny andron'ny Ntaolo ka monina tao anelanelan'i Diégo sy Vohemar [Betsimisaraka] [Rakotosaona 1972]
Synonyms (Teny mitovy hevitra)  
Quotes (Teny nalaina)  

Updated on 2009/10/18
A form to send us your comments