Entry |
ankabiazany
(be)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Jereo ankabeazany
[1.1]
|
Explanations in English | A great number, the greater number, very many, the majority, a great majority. See maro,
be,
ankamaroany
[1.2]
|
Explanations in French | La plupart, la majorité [1.3]
|
Examples |
1 | ny ankabiazany anefa dia niseho taty aoriana
[1.38]
|
2 | koa ny matavy indrindia mifahy roa taona, ary ny antonintonina mifahy herin-taona, ary ny ankabiazany dia valo volana na fito volana
[2.48]
|
|
Morphology |
Simple : |
ankabiazany,
ankabiazan',
ankabiazan-,
ankabiazan- |
|
Other spellings |
Analogs |
ankamaroany ~
be ~
maro |
|