|
|
|
|

Teny iditra1  ankalalahana
Fototeny  2 lalaka
Sokajin-teny  3  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [an-kalalahana] 4 an open space
5 in a spacious place [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  6 librement [1.13]
Ohatra  7  Afaka miresaka ankalalahana tao amin' ny haino aman-jerim-panjakana izy ireo raha miresaka zavatra mivaingana fa tsy manohitra be fahatany. [4.27#]

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09