|
|
|
|

Teny iditra1  ankaromiafina
Singan-teny  2 harona, 3 miafina
Sokajin-teny  4  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  5 Enti-milaza zavatra tsy tiana ho fantatr' olona, afenina mafy; tsiambaratelo: Tsy tratra namosaka ny ankaromiafiny izy raha vao nahare izany teny izany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 in concealment [1.2#235]
Fanazavàna teny frantsay  [an-karomiafina] 7 dans la corbeille dérobée à la vue
8 Figuré: en secret [1.3#50]

Fivaditsoratra  ankaromiafina, 9 mifanakoriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12