|
|
|
|

Entry1  ankasa
Part of speech  2  adjective
All compound words 
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Azo zaraina roa: Ny isa roa ambin' ny folo dia isa ankasa ~ Rehefa tonga ny fotoana fompakarana, dia miainga Ralehilahy sy ny lehilahy vitsivitsy na maro, isa tsy ankasa, izay atao hoe ny mpaka
8  [1.13] isa azo zaraina roa marina tsara
Explanations in English  9  [1.2] [ankatsa] a pair. See lomisy
10  [1.7] even (of numbers)
Explanations in French  11  [1.8, 1.13] pair (nombre)
Vocabulary  12  Mathematics: arithmetic
Antonyms  13  tsiankasa, tsyankasa

Anagrams  14  akasan, ankasa, asakan, asanak, nakasa, nasaka, sakana, sanĂ ka

Updated on 2025/08/10