|
|
|
|

Teny iditra1  ankaso
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Fanaovana izay hahavoa ny sasany na izay hahasimba ny ataony na ny fananany: Aoka tsy hifanao ankaso
4 Avy amin' itỳ farany itỳ indrindra no niavian' ny hoe ankaso: an-kasomparana, an-kaso, ankaso
5 Fahavoazana mihatra amin' ny tena noho ny afitsoky ny fiainana: Loza ny ankason' ny tany [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 taking by force; malicious damage [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 du mal fait à quelqu'un [1.8]
Ohatra  8  Ary tsy mpamono olona nasesiky ny tsy nahy, fa mpamono olona noho ny ankaso fotsiny izao. [2.471]
Tovy hevitra  9 ankasomparana, filambanony, hasomparana, hetraketraka, sotasota
Mpanahaka  10  filambanony, 11  hasomparana, 12  hetraketraka, 13  sotasota
Kamban-teny rehetra  14 manao ankaso

Fivaditsoratra  ankaso, 15 kanosa, 16 Kosana, 17 sakano, 18 sokana, 19 sonaka

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09