|
|
|
|

Teny iditra1  an-katakonana
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 tsy anatrehana fa any amin' ny miafinafina any [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4 in secret [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  5 en dehors de la vue, en secret, en cachette [1.3#654]
Tovy hevitra  6 an-kifonofono, an-koboka, an-konohono, an-takona, an-tsokosoko, mangingina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/19