|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ankay |
| Fototeny | 2 hay |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toerana mangadihady tsy misy voly na hazo, eo amoron' ny ala be
[1.1] 5 lemaka [Bezanozano] [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 any open space near a forest, or surrounded by forest; an exposed situation. See hay.
[1.2] |
| Teny iditra (2/2) | 7 Ankay |
| Fototeny | 8 hay |
| Sokajin-teny | 9 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
10 the name of a large upland plain to the east of Imerina
[1.2] |
| Teny nalaina | 11 Soratra misy io teny io |
| Fivaditsoratra | 12 aanky, 13 akañy, akany, 14 anaky, 15 anika, Ankay, ankay, 16 inaka, 17 Kaina, kaina, 18 kiana, 19 niaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/27 |
|