Entry | 1 an-kinafinafina |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 afinafina |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] an-tsokosoko |
Examples |
5 [2.4#] Dia notantaraiko azy ny nanjo ahy, noborahiko taminy tsy nisy ankinafinafina ny nataoko sy nihatra tamiko. 6 [1.214#mg] Izany laingon-teny avy amin'ny vavan'ny tsy mba mahay ankinafinafina izany, dia ampy hamantaran-dRaseheno ny fototra mitranga lany sy ny faka miafina momba ny toe-tsain'ity renin'i Benja kely. |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |