|
|
|
|

Entry1  ankin-teny
Part of speech  2  locution
Elementary words  3  ankina, teny
Explanations in Malagasy  4  [1.1] fepetra, anjoanjon-teny: Resy izao Rabe ha manao izao ankin-teny izao aho aminareo mpitsara: raha tsy azoko amin' io fetr' andro io ny volako diatsy mahita afa-tsy ianareo mpitsara aho hakako ny volako

Updated on 2025/07/29