| Entry | 1 ankitsirano |
| Part of speech | 2 adverb [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
3 [1.1] [an-kitsirano] Amin' ny fomba tsotra, tsy an-kifonofono, tsy misy olakolaka 4 [1.13] fanahy iniana |
| Explanations in French |
5 [1.13] délibérément |
| Examples |
6 [2.5#] Mbola hidina ambanimbany kokoa ve izy, ka hilaza ankitsirano ny safidiny? |
| Anagrams | 7 akorintsany, ankitsirano, anorintsika, antsionkary, ikorintsana, ironantsika, naorintsika, narointsika, nasokatriny, natsikarony, niorantsika, ranointsika |
| Updated on 2025/07/29 |
|