|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 ankoay |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 karazam-borona an-dranomasina
[Betsimisaraka]
[1.78] 4 Karazam-boromahery [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5 a species of sea-eagle. Haliaetus vociferoides, Des Murs.
[Provincial]
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6 aigle de mer.
[Tankarana]
[1.19] |
| Voambolana | 7 Haibiby: vorona |
| Tsipelina hafa | 8 ankoe |
| Kamban-teny rehetra | 9 ankoay ankoe |
| Lahatsoratra | 10 Randzavola: ankoay ao amin' ny Baiboly (=> voromahery) |
| Fivaditsoratra | 11 akaony, ankoay, 12 koaina |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/09 |
|