|
|
|
|

Teny iditra1  an-koditra
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  3 sur la peau
4 Figuré: qui atteint: Lamba an-koditra (Le lamba que l'on porte sur soi) ~ Loza mby an-koditra (Malheur dont on est frappé) ~ An-koditra izay nolazainy (Il a touché la corde sensible) [1.3]
Ohatra  5  hita eny ny tsy hananana eny an-koditra sy tsy ampy amin' ny tonkatrano sy ny fanaovan-taozavatra. [2.470]
6  Sahala amin' ny akanjo anaovana ilay izy, ka eny an-koditra foana na aiza na aiza aleha. [2.472]

Fivaditsoratra  an-koditra, 7 kiatondra

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12