|
|
|
|

Teny iditra1  anoaria
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3 ao aoriana, manarakaraka (afara): Ino vo andehanao anoariako ao ? [Tandroy] [1.78]

Fivaditsoratra  anoaria, 4 aoriana

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/17